Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana)

Hampiditra sary Nampiditra mille
29/06/2025 16:20
Hiran'i Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana) 0 Jereo eto
Vangy : 130
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Antoko mpihira Antso, niforona teto anivon'ny fiangonana tamin'ny taona 1993.
Ao anatin'ny Sampana Tanora Kristianina ( STK) no misy azy.
Mihira ao am-piangonana isan'alahady, arakaraka ny fandrindrana satria misy chorales maromaro.
Mazava ho azy fa hira ara-pilazantsara no ventesiny amin'izany. Mitory etsy sy eroa ny Antso, araka ny baiko nomen'i Jesoa ( ato anatiny sy ivelan'ny tanàna)

Hevitra momba an'i Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana)

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana) (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075