Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana)

Add a photo Submitted by mille
29/06/2025 16:20
Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana)'s song 0 Click here
Hits : 163
Likes : 0 Like

More info

Antoko mpihira Antso, niforona teto anivon'ny fiangonana tamin'ny taona 1993.
Ao anatin'ny Sampana Tanora Kristianina ( STK) no misy azy.
Mihira ao am-piangonana isan'alahady, arakaraka ny fandrindrana satria misy chorales maromaro.
Mazava ho azy fa hira ara-pilazantsara no ventesiny amin'izany. Mitory etsy sy eroa ny Antso, araka ny baiko nomen'i Jesoa ( ato anatiny sy ivelan'ny tanàna)

Comments about Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana)

No comment found

Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana)'s song (0)

Audio not found

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085