Ampidiro aloha ny tenimiafina
Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana)
Ajouter une photo Envoyé par mille
29/06/2025 16:20
Les chansons de Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana) 0 Cliquer ici
Visites : 129
Préférés : 0 J'aime
29/06/2025 16:20
Les chansons de Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana) 0 Cliquer ici
Visites : 129
Préférés : 0 J'aime
Plus d'info
Antoko mpihira Antso, niforona teto anivon'ny fiangonana tamin'ny taona 1993.Ao anatin'ny Sampana Tanora Kristianina ( STK) no misy azy.
Mihira ao am-piangonana isan'alahady, arakaraka ny fandrindrana satria misy chorales maromaro.
Mazava ho azy fa hira ara-pilazantsara no ventesiny amin'izany. Mitory etsy sy eroa ny Antso, araka ny baiko nomen'i Jesoa ( ato anatiny sy ivelan'ny tanàna)
Commentaires sur Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana)
Aucun commentaire
Les chansons de Antoko mpihira Antso( FJKM Peniela Maevatanana) (0)
Audio non disponible
