Fianarana (Zandr'Ilampy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjara:
Alaina mora fa tsy hirotoroto
Hianatra mafy aho mila mazoto
Voahafatra foana ny mba tsy haditra
Hiezaka hatrany ny mba hotafita
Tsy vita mora mila zotom-po
Fianarana ihany no atao ao an-doha
Mba ho olombanona fa tsy hozavam-poana
Satria tsy azo mora akory Ilay diplôme
Lucka:
Ho bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no lova tsara indrindra } × 2
Ilaina wwvbcpus ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
....Instruments....
Del:
Ampitaina amireo ankizy sy tanora
Mianatra raha toa ka misy ny ora
Ataovy izay fomba rehetra jmgprnyq ahatafita
Misy vokan-tsoa io rehefa vita
Fianarana foana, fianarana hatrany
Mivavaka koa ho fanampiny izany
Tsy miherikerika fa mila matoky
dywolsi Satria efa miaraka amin'i Tompo Jesosy
Lucka:
Ho bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no lova tononkira.serasera.org tsara indrindra } × 2
Ilaina ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
Alaina mora fa tsy hirotoroto
Hianatra mafy aho mila mazoto
Voahafatra foana ny mba tsy haditra
Hiezaka hatrany ny mba hotafita
Tsy vita mora mila zotom-po
Fianarana ihany no atao ao an-doha
Mba ho olombanona fa tsy hozavam-poana
Satria tsy azo mora akory Ilay diplôme
Lucka:
Ho bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no lova tsara indrindra } × 2
Ilaina wwvbcpus ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
....Instruments....
Del:
Ampitaina amireo ankizy sy tanora
Mianatra raha toa ka misy ny ora
Ataovy izay fomba rehetra jmgprnyq ahatafita
Misy vokan-tsoa io rehefa vita
Fianarana foana, fianarana hatrany
Mivavaka koa ho fanampiny izany
Tsy miherikerika fa mila matoky
dywolsi Satria efa miaraka amin'i Tompo Jesosy
Lucka:
Ho bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no lova tononkira.serasera.org tsara indrindra } × 2
Ilaina ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zandr'IlampyVangy : 225
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Luckaa
Daty : 15/04/2026 21:07
