Fianarana (Zandr'Ilampy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjara:
Alaina mora fa tsy hirotoroto
Hianatra mafy aho mila mazoto
Voahafatra foana ny mba tsy haditra
Hiezaka hatrany ny mba hotafita
Tsy vita mora mila zotom-po
Fianarana ihany no atao ao an-doha
licza Mba ho olombanona fa tsy hozavam-poana
Satria tsy azo mora akory Ilay diplôme
Lucka:
Ho bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no lova tsara indrindra } × 2
Ilaina ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
....Instruments....
Del:
Ampitaina amireo ankizy sy tanora
Mianatra raha toa ka misy ny ora tononkira.serasera.org
Ataovy izay fomba rehetra ahatafita
Misy vokan-tsoa io liugwd rehefa vita
Fianarana foana, fianarana hatrany
Mivavaka koa ho fanampiny izany
Tsy miherikerika fa mila matoky
Satria efa miaraka amin'i Tompo Jesosy
Lucka:
Ho wmxkad bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no lova tsara indrindra } × 2
Ilaina ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
Alaina mora fa tsy hirotoroto
Hianatra mafy aho mila mazoto
Voahafatra foana ny mba tsy haditra
Hiezaka hatrany ny mba hotafita
Tsy vita mora mila zotom-po
Fianarana ihany no atao ao an-doha
licza Mba ho olombanona fa tsy hozavam-poana
Satria tsy azo mora akory Ilay diplôme
Lucka:
Ho bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no lova tsara indrindra } × 2
Ilaina ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
....Instruments....
Del:
Ampitaina amireo ankizy sy tanora
Mianatra raha toa ka misy ny ora tononkira.serasera.org
Ataovy izay fomba rehetra ahatafita
Misy vokan-tsoa io liugwd rehefa vita
Fianarana foana, fianarana hatrany
Mivavaka koa ho fanampiny izany
Tsy miherikerika fa mila matoky
Satria efa miaraka amin'i Tompo Jesosy
Lucka:
Ho wmxkad bé herim-po, ho tsara famindra
Fianarana no lova tsara indrindra } × 2
Ilaina ny vola, ilaina ny harena
Fa fahalalana no tena kendrena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zandr'IlampyHits : 291
Likes : 1 Like
Created by : Luckaa
Date : 15/04/2026 21:07
