Saotra ho Anao (YDERAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hasandratro ho Anao Tompo o! ny haja
ny fo sy ny saina hiaran-kalaza
ko manomboka androany
sy ny androko sisa Jesoa
foiko ho Anao ye!ye!

ref:
fa nanavotra ny aiko tsy ho very tononkira.serasera.org Ianao
tao anaty ny ota nefa nodiovinao
ko inty ny foko omeko hanjakao
Tompo!!!

faranako hatreo ny ditra bssilwg sy ny adalana
fa olom-baovao ryzwiha aho ka tsy andika lalana
hanaraka Anao aho ninoninona hajo Jesoa
raiso aho ye!ye!!
ref:..............



Tonony sy feon pxmiwe : Onja (Yderah)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : YDERAH
Vangy : 1660
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : yetry
Daty : 26/05/2015 13:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.05