You are here: home > Tononkira > YDERAH

'Lay tsitoha (YDERAH)

Andriamanitra tsitoha
izay nitahy anay hatrizay
hatramin'ny taloha
ary ho mandrakizay

ref :
Tompo o!fantatray
ny fitiavanao anay
ilay tsy miova omTsiky dia ampyaly
sy anio ary ho mandrakizay

ny Fanahy Masinao
ahidino hiaro anay
ary ny tanam-pitiavanao
hanarona anay

ref :...............



Tonony sy feony : Fenitra / Yetry ( Yderah)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : YDERAH
Mpamaky : 814
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : yetry
Tamin'ny : 26/05/2015 13:46:32
ID : 7475

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo