Saotra ho Anao (YDERAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hasandratro ho Anao Tompo o! ny haja
ny fo sy ny saina hiaran-kalaza
ko manomboka androany
sy ny androko sisa Jesoa
foiko ho Anao ye!ye!

ref:
fa nanavotra ny aiko tsy ho very Ianao
tao anaty ny ota cyfvhuk nefa nodiovinao
ko inty ny foko omeko hanjakao
Tompo!!!

faranako yjcwe hatreo ny ditra sy tononkira.serasera.org ny adalana
fa olom-baovao aho ka tsy andika hcbauq lalana
hanaraka Anao aho ninoninona hajo Jesoa
raiso aho ye!ye!!
ref:..............



Tonony sy feon : Onja (Yderah)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : YDERAH
Visites : 1658
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : yetry
Date : 26/05/2015 13:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285