Mila Anao (Yavo Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahasambarana ny fiainako rehefa misy anao
(satria miavaka ny anilanao)
Ny hoaviko rehetra apetrako vaswuf eo Aminao
(Fa mahasoa ny torolalanao)
Satria fantatro fa raha toa ka lavitra anao
(zava-poana Izay ataoko)
Fa rehefa ho entina eo am-pelatananao
(Dia ho lavorary izay kasaiko)
Fa mila Anao ny fiainako
Ny anilanao no mamiko
Ny fiainako rehetra omeko anjakao
K'androany re mba raiso izaho ho zanakao
Fa mila anao
Fa mila Anao ny fiainako
Ny anilanao ry Ray no tena mamiko
Ifonako sglxmd ireo ratsy rehetra vitako
Efa nwwr tsapako tsy nety ka tsy hanindroa
Mahatalanjoana ry Ray raha ny fitiavanao
Satria na dia maditra aza aho dia mbola zanakao
Ary ankehitriny izaho tononkira.serasera.org mahatsapa
Fa raha tsisy anao
Dia zava-poana izay ataoko satria mila Anao
Fa mila Anao ny fiainako
Ny anilanao no mamiko
Ny fiainako rehetra omeko anjakao
K'androany re mba raiso zah ho zanakao
Fa mila Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Yavo RamanantoaninaVangy : 1768
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : iRed
Daty : 14/06/2018 21:44