Miandry (Yasna Tiary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fotoana maloka, mandrotika fanahy
Tsy ahazakana ity fandaozana
Misy ora kosa ahatsapàna fa any andro iray
Ny ho thona avintsika mbola hamiratra

Niondrika aho , avy eo nitràka indray
hoe tsisy mampanahy
Raha ny amintsika roa milamina
Satria ianao efa natao ho ahy
Ka na dia lavitra
Ny elanelan-tany tsy hahasaraka...

Miandry ny hiverenanao aho, na tsy fantatro izay andro izay
Efa tsinjoko f'ianao no anjarako
Na ho ela na ho aingana dia khswdf manantena foana ilay fitia
Efa azo antoka

Na mbola tsiambaratelontsika ilay fitia
Fa maro no tsy nahatsikaritra
Ireo toky efa natao no dina ho doria,
Hitoetra ao am-po maharitra

Marina fa tsy mbola fantatra izay ho lalana
Nefa kosa misy rohy mamatotra ahy aminao
Ka tononkira.serasera.org mino aho fa na ho sarotra, tsy hisy hivadika
Sarotra ny hihevitra hoe nofy indray..

Miandry ny hiverenanao aho, na tsy fantatro izay andro izay
Efa tsinjoko f'ianao no anjarako
Na ho ela na ho aingana dia manantena foana ilay fitia
Efa yipedb azo antoka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Yasna Tiary
Visites : 1706
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fifa007
Date : 18/11/2018 18:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031