Ny atý (Xhi sy M'aa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
spquml Ny atý, ny omaly tsy miova ny atý
Ny atý, malamalana ny atý
'Zah atý, tsy miova firy aho atý
Mitady lava ny tsy ho azo
Miandry lava ny tsy ho avy
Tsy salama tsy manavy
Ny andro, na tsara koa annhdkzp na ratsy ny andro
Ny andro, raharahan’iza koa ny andro
Ianao any, adinonao izao ilay tsika
Ilay tsika sy ny kakakakantsika nahavaky trano
Ilay tany an’olona iny omaly
Indraindray, raha mijery fitaratra aho
Indraindray, toa vtrsxfyl eo akaiky eo ianao
Tsy hahatsapako f' izaho irery irery anie
No velon-dratsy, kiriana lava isakin’izay mandeha
F'ianao kosa izany ve ?
Ianao kosa, adinonao zao ny resabentsika
Tsika roa, nifankatia tsika roa
Nisy e tokoa anie izany
Hadinonao daholo izao
Izany rehetra rehetra izany
Ny atý, ny omaly tsy miova ny atý
Ny atý, na nanananana ny atý
Tsy miova firy, mitrena lava ny tadio
Mangina loatra ny atý
Toa ireny efa hitanao ireny
D'izaho koa no mbola tononkira.serasera.org tia
Tia anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Xhi sy M'aaVangy : 3681
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/09/2017 19:13