Mankasitraka (W.o.J Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotray ny dera, sy ny voninahitra
Asandratra avo Ianao ry Ray,ilay Tompo sy Mpanjakanay
Masina Indrindra Ianao, Aro sy Fiarovana koa
Ka misaotra Anao izahay, mankasitraka Anao
Tsara Ianao, be Fitia, Mpamindra fo,Mandrakizay
Ka misaotra anao izahay, mankasitraka Anao.
Tsy mendrika aho, etwjs hiantso ny tononkira.serasera.org Anaranao
Kanefa Ray novonjenao, nodiovinao,
Nosasanao, noraisinao ho tonga zanakao
Nombohina Jesoa Kristy
Noho ny otako, nijaly Izy
Nafoiny ho ahy re ny ainy
Mba ho avotra hanafaka ahy
Mpandresy aho ao qvsf Aminy

Ka misaotra fcokhvpx Anao izahay, mankasitraka Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : W.o.J GospelVangy : 856
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aryntiona
Daty : 28/03/2023 10:37