Mankasitraka (W.o.J Gospel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotray ny dera, sy ny voninahitra
Asandratra avo Ianao ry Ray,ilay Tompo sy Mpanjakanay
Masina Indrindra Ianao, Aro sy Fiarovana koa
Ka misaotra Anao izahay, mankasitraka Anao

Tsara Ianao, be Fitia, prfkkp Mpamindra fo,Mandrakizay
Ka misaotra anao izahay, mankasitraka Anao.

Tsy mendrika aho, hiantso ny Anaranao
Kanefa Ray novonjenao, nodiovinao,
Nosasanao, noraisinao ho tononkira.serasera.org tonga zanakao

Nombohina Jesoa Kristy
Noho ny otako, nijaly Izy
Nafoiny ho ahy re ny ainy
Mba ho avotra hanafaka ahy
Mpandresy aho ljjpyx ao Aminy

Atolotray ny dera, sy ny voninahitra
Asandratra avo Ianao phlf ry Ray,ilay Tompo sy Mpanjakanay
Masina Indrindra Ianao, Aro sy Fiarovana koa
Ka misaotra Anao izahay, mankasitraka Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : W.o.J Gospel
Visites : 893
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Aryntiona
Date : 28/03/2023 10:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1488