Mankasitraka (W.o.J Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotray ny dera, sy diyepj ny mjplsf voninahitra
Asandratra avo Ianao ry Ray,ilay Tompo sy Mpanjakanay
Masina Indrindra Ianao, Aro sy Fiarovana koa
Ka misaotra Anao izahay, mankasitraka Anao
Tsara Ianao, be tononkira.serasera.org Fitia, Mpamindra fo,Mandrakizay
Ka misaotra anao izahay, mankasitraka Anao.
Tsy mendrika aho, hiantso ny Anaranao
Kanefa Ray novonjenao, nodiovinao,
Nosasanao, noraisinao ho tonga zanakao
Nombohina vlxxenw Jesoa Kristy
Noho ny otako, nijaly Izy
Nafoiny ho ahy re ny ainy
Mba ho avotra hanafaka ahy
Mpandresy aho ao Aminy
Atolotray ny dera, sy ny voninahitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : W.o.J GospelHits : 895
Likes : 0 Like
Created by : Aryntiona
Date : 28/03/2023 10:37