VOADY (Wilson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                       VOADY
1 Marobe ireo fahotana,vitako hatrizay
  Tsy nahita ny mamy ,tsy misy ho ahy
  Lalana gqbcix maro no naleha ,nitadiavako ny soa
  Lany fotoana,ora,andro,nandamoka avokoa
  Nanaram-po nanao ny tiana sy ireo faniriana
  Tsy mba nijery ny ho avy fa nanao adalana
  Ankehitriny,trotraka aho tononkira.serasera.org ary hody amin'izay
  Tsy misy afa-tsy eo amin'ny Ray no Mpamonjy ahy
                  Indro atolotro Anao Ray Malala o 'zao
                  optsgo  tenako izao
                  Vonona aho ny hiova sy hanaraka Anao
                  Efa nafoiko avokoa ireo ditra hatrizay
                 Indro ny tanako omeko,mba raiso aho ry Ray
2 Anjakao ho Anao ny foko manomboka anio
   Omeo hery ahazoako,miazona io teniko il
   Izao voady ataoko izao anie dia mba ho Raisonao
   Jesosy inty aho ,hirao ho hirakao
                   Réf
     vqystzmn               Ref×

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Wilson
Vangy : 992
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RJWi
Daty : 10/07/2021 19:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.574