VOADY (Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VOADY
1 Marobe ireo fahotana,vitako hatrizay
Tsy nahita ny mamy ,tsy tononkira.serasera.org misy ho ahy
Lalana maro no naleha ,nitadiavako ny soa
Lany fotoana,ora,andro,nandamoka avokoa
dmai Nanaram-po nanao ny tiana sy ireo faniriana
Tsy mba nijery ny ho avy fa nanao adalana
Ankehitriny,trotraka aho ary hody amin'izay
Tsy misy afa-tsy eo amin'ny Ray no Mpamonjy ahy
Indro atolotro Anao Ray Malala o 'zao
unpjtxt tenako izao
Vonona aho ny hiova sy hanaraka Anao
tlahsl Efa nafoiko avokoa ireo ditra hatrizay
Indro ny tanako omeko,mba raiso aho ry Ray
2 Anjakao ho Anao ny foko manomboka anio
Omeo hery ahazoako,miazona io teniko il
Izao voady ataoko izao anie dia mba ho Raisonao
Jesosy inty aho ,hirao ho hirakao
Réf
Ref×

--------
Rohy: