Andramo ka izahao (Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo akaikinao Jeso
Eo no mahatsara ahy
Hitako fa tena sambatra aho
Rehetra miaraka Aminao
Eo anilanao Jeso
Eo no tena miaro ahy
Fantatro fa Ianao Ray o
No miaraka txah amiko
Andramo ka izahao
Fa tsara Jehovah Andriamanitrao
Sambatra izay olona mialoka Aminy
Fa tsy hanan-java-mahory tononkira.serasera.org intsony
Akaikinao eo no fiadanana
Ahitana fitia sy fahasambarana
Manatona f'Izy tsy handao anao
Izy no hialoha amin'ny lalanao
Andramo ka izahao
Fa tsara Jehovah Andriamanitrao
Sambatra izay hzmae olona mialoka Aminy
Fa tsy hanan-java-mahory intsony
Andramo ka izahao
Fa tsara Jehovah Andriamanitrao
Sambatra izay olona mialoka Aminy
Fa tsy hanan-java-mahory intsony
Manatona f'Izy tsy handao yxoqxu anao
Eny, tsy hanan-java-mahory intsony.
Eo no mahatsara ahy
Hitako fa tena sambatra aho
Rehetra miaraka Aminao
Eo anilanao Jeso
Eo no tena miaro ahy
Fantatro fa Ianao Ray o
No miaraka txah amiko
Andramo ka izahao
Fa tsara Jehovah Andriamanitrao
Sambatra izay olona mialoka Aminy
Fa tsy hanan-java-mahory tononkira.serasera.org intsony
Akaikinao eo no fiadanana
Ahitana fitia sy fahasambarana
Manatona f'Izy tsy handao anao
Izy no hialoha amin'ny lalanao
Andramo ka izahao
Fa tsara Jehovah Andriamanitrao
Sambatra izay hzmae olona mialoka Aminy
Fa tsy hanan-java-mahory intsony
Andramo ka izahao
Fa tsara Jehovah Andriamanitrao
Sambatra izay olona mialoka Aminy
Fa tsy hanan-java-mahory intsony
Manatona f'Izy tsy handao yxoqxu anao
Eny, tsy hanan-java-mahory intsony.
--------
Rohy:
