Ho ahy (Willah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa lalimpaka ato am-poko ilay fitia
Ka aza avelanao hangaina irery
Fa raha toa ianao no mbola miahiahy
Ny hivadika aminao sanatria

  Ho tsapanao fa tiako ianao
  Tiako ianao ary ho doria
  Tsy hifandao, tsy kilalao
  Tiako ianao koa dia matokia

Ilay ora lbyfwcuv sy fotoana izay tsy ahitako anao
Tsaroako ho very an-tany efitra aho
Ireo hira kalokalo izay fanaontsika roa
No hany sisa mampitony fo

  Ho tsapanao fa tiako ianao
  Tiako ianao ary ho doria
  Tsy hifandao, tsy kilalao
  Tiako ianao koa dia matokia

Ho sasatra eo tononkira.serasera.org ireo mikotaba
Mikasa ny hanimba sy handrava
Fa dkdg reko tsapako ato anatiko
Ilay fitia tsy mety ho maty, hei, heiiii..

  Ho tsapanao fa tiako ianao
  Tiako ianao ary ho doria
  Tsy hifandao, tsy kilalao
  Tiako ianao koa dia matokia yonbmvzc

--------
Rohy:
Hevitra
Ani2 ( 09/10/2015 12:14)
Tena tiko b ty hira ty
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Willah
Vangy : 5943
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kwasi
Daty : 29/03/2008 00:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0408