You are here: home > Tononkira > Willah

saro-piaro (Willah)

https://tononkira.serasera.org/hira/willah/saro-piaro-2

aiza ianao vadiko (saro-piaro o!)
aiza ianao cheriko’ (saro-piaro)
anilanao no iriko (saro-piaro)
akaikinao no fidiko

antsoiko an-telefon hoa zalahy tsy mba mamaly e!!)x2
alehako a-birao a zalahy tsy mba falifay eh)x2
hakako mpitsikilo a zalahy mahalasa adala e!)Tsiky dia ampyx2

ref : fa ity vatanao (ilaiko)
        ny souriranao (ilaiko)
        ny voituranao (ilaiko)      
       ny chaussuranao (tsy ilaiko o)

zaho tsy hiala aminao)x3
fa saro -piaro zaho
zaho tsy hiala aminao)x3
fa saro-piaro zaho


zaho tsy hiala aminao ka!!!

NAHOANA KOSA MOA!!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Willah
Mpamaky : 3463
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mandachoo
Tamin'ny : 02/08/2008 06:56:49
ID : 5313

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo