Toamasina tomany (Voahirana(Henri R.))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toamaisy tomany, ka latsak’ oran-dava
Fa mahatsiahy izany fitiavantsika rava.
Izaho irery monga, no any toa manjeny
Manara-maso ny onja vgay ka gina mbqvikc tsy miteny
Fiv:
Toamasina, Toamasina!
Aza itomaniana, ny lasam-pifaliana
Fa izay tsy tiana, aoka aloha hangina,
Aoka aloha hangina
Ny hazo nokoloina, tononkira.serasera.org nirina mba ho soa
Kanefa dia vonoina, raha toa ka tsy mamoa
Fitia nokoloiko, niriko mba ho tsara
Tsy hznq maintsy ho soloiko, raha toa ka tsy ho anjara

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Voahirana(Henri R.)Hits : 3561
Likes : 0 Like
Created by : rafara
Date : 10/07/2007 16:19