Toamasina tomany (Voahirana(Henri R.))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toamaisy tomany, ka latsak’ oran-dava
Fa mahatsiahy izany fitiavantsika rava.
Izaho ymgdt irery monga, no any toa manjeny
Manara-maso ny onja ka gina tsy tononkira.serasera.org miteny
Fiv:
Toamasina, Toamasina!
Aza itomaniana, ny lasam-pifaliana
Fa izay tsy tiana, aoka aloha hangina,
Aoka aloha hangina
Ny hazo nokoloina, nirina mba ho soa
Kanefa dia vonoina, raha toa ka tsy konbfun mamoa
Fitia nokoloiko, niriko mba ho tsara
Tsy maintsy ho soloiko, raha toa ka tsy wyhq ho anjara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Voahirana(Henri R.)Visites : 3639
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rafara
Date : 10/07/2007 16:19