Toamasina tomany (Voahirana(Henri R.))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toamaisy tomany, vmly ka latsak’ oran-dava
Fa tononkira.serasera.org mahatsiahy izany fitiavantsika rava.
Izaho irery monga, no any toa manjeny
Manara-maso ny onja ka gina tsy miteny

Fiv:
Toamasina, Toamasina!
Aza lbngo itomaniana, ny lasam-pifaliana
Fa izay tsy tiana, aoka aloha hangina,
Aoka aloha hangina


Ny hazo nokoloina, nirina mba ho soa
Kanefa dia vonoina, raha toa ka tsy mamoa
Fitia nokoloiko, niriko mba ho tsara
Tsy maintsy ho soloiko, raha toa ka tsy ho anjara
bxpnvcxe

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Voahirana(Henri R.)
Hits : 3594
Likes : 0 Like
Created by : rafara
Date : 10/07/2007 16:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291