Maranatha (VICTOR SY NINAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MARANATHA
Izay andro izay, eofr izay no andrasako
Hiverina ny Mpamonjiko
Ho hitako Izy hanatrika ahy, ny xnspp sadriny no hasampiny ahy
Ary ho entiny amin’zay toerany aho
Hatramin’izay dia sombintsombiny
Sombiny ihany no fantatro
F’amin’izay dia hambarany ahy ny zava-miafin’ny Fanahy
Honina eo anilany aho
Ny fanantenako e, tononkira.serasera.org tsy ho levona
Jesosiko iny tsy hamitaka ahy
Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy
Avia Jesosy ô Maranatha
He ny hafalian’ny ho ampakarina
Rehefa injay ny Mpampakatra
Tontolo tsy fahita ety
Izay jeren’ny maso vaovao ery
Lasa tokoa ny zavatra taloha (ô hô!)
Ka ny fonenan’Andriamanitra
Indro vohany itoerako
Hifankahita amin’ny havako maty taloha fa voavonjy koa
Hiara-mitoetra amin’ilay Tompo soa
(In-3)
Ny fanantenako e, tsy ho levona
Jesosiko iny e, tsy hamitaka ahy
Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy
Avia Jesosy ô Maranatha
Avia Jesosy rznc ö maranatha, maranatha (Fin)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VICTOR SY NINAHVisites : 11991
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : micarnaud1
Date : 08/11/2006 07:26