You are here: home > Tononkira > VICTOR SY NINAH

20 taona (VICTOR SY NINAH)

https://tononkira.serasera.org/hira/victor-sy-ninah/20-taona-1

isaoranay ianao jesosy fitiavana
isaoranay ianao zay nampikambana
ny anay ny tokantrano, ianao no tena niaro
nandritra izay 20 taona izay

dia notahinao sy nampianao hatramizay
aveo faramandimby koa natolotrao
fitiavana izany, fitiavana tsy lany, nandritra iza 20 taona izay

ny tokantranonay nijoro tsy nikoro, dia satria teo ianao niambina
maneranan nTsiky dia ampyy fiainanay manontolo ny fitahianao
ka na ho haingnana na mbola ho ela, no hiainanany ety
harovy foana izahay aza avela, zahay koa tsy hamela anao

santatra ihany izao ny 20 taona, santatra ihany izany, oh fantatray
oh fantatray ianao fa aminay foana mandrapahafatinay,
ka na ho haingana na mbola ho ela no hiainanay ety
arovy foana izahay, aza avela zahay koa tsy hamela anao.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VICTOR SY NINAH
Mpamaky : 767
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : jegergassisk
Tamin'ny : 12/08/2016 09:37:23
ID : 8764

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo