Maranatha (VICTOR SY NINAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MARANATHA

Izay andro izay, izay no andrasako
Hiverina ny Mpamonjiko
Ho hitako Izy hanatrika ahy, ny sadriny no hasampiny ahy
Ary ho entiny amin’zay toerany aho

Hatramin’izay dia sombintsombiny
Sombiny ihany no fantatro
F’amin’izay dia hambarany ahy ny zava-miafin’ny Fanahy
Honina tononkira.serasera.org eo anilany aho

Ny lhnsso fanantenako e, tsy ho levona
Jesosiko iny tsy hamitaka ahy
Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy
Avia Jesosy ô Maranatha

He ny hafalian’ny ho ampakarina
Rehefa injay ny Mpampakatra
Tontolo tsy fahita ety
Izay jeren’ny maso vaovao ery
Lasa tokoa ny zavatra taloha (ô hô!)

Ka ny fonenan’Andriamanitra
Indro snbpgkmf vohany itoerako
Hifankahita amin’ny havako maty taloha fa voavonjy hspsyum koa
Hiara-mitoetra amin’ilay Tompo soa

(In-3)
Ny fanantenako e, tsy ho levona
Jesosiko iny e, tsy hamitaka ahy
Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy
Avia Jesosy ô Maranatha

Avia Jesosy ö maranatha, maranatha (Fin)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : VICTOR SY NINAH
Visites : 12356
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : micarnaud1
Date : 08/11/2006 07:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335