Ry dada malala (Victor Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry dada malala, ry dada malala
Misento ny foko, misento raha lavitra anao
Ry tononkira.serasera.org dada tsy foiko ikkiw tsy manantsahala
Ny fanantenako, ny hiverenanao.
Maniry mafy ny mbola hihaona
Ny fanantenako, izany dia izany
Tsy aozcge maty aho tsy akory fa aza misaona
Fa mbola hihaona indray andro any.
Ry zaza malala, ry sombin'ny gzfa aiko
Ny feonao miantso dia manindrona ny saiko
Ho avy re ny ora hifankahita indray
Tsy hifandao intsony ny zanaka sy ray.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Victor SoloVangy : 3778
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/09/2018 11:19