Ry dada malala (Victor Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry dada malala, ry dada eixfdv malala
Misento ny foko, misento raha lavitra anao
Ry tononkira.serasera.org dada tsy foiko tsy thuhgryk manantsahala
Ny fanantenako, ny hiverenanao.
Maniry mafy ny mbola hihaona
Ny fanantenako, izany ipxzwy dia izany
Tsy maty aho tsy akory fa aza misaona
Fa mbola hihaona indray andro any.
Ry zaza malala, ry sombin'ny aiko
Ny feonao miantso dia manindrona ny saiko
Ho avy re ny ora hifankahita indray
Tsy hifandao intsony ny zanaka sy ray.
Misento ny foko, misento raha lavitra anao
Ry tononkira.serasera.org dada tsy foiko tsy thuhgryk manantsahala
Ny fanantenako, ny hiverenanao.
Maniry mafy ny mbola hihaona
Ny fanantenako, izany ipxzwy dia izany
Tsy maty aho tsy akory fa aza misaona
Fa mbola hihaona indray andro any.
Ry zaza malala, ry sombin'ny aiko
Ny feonao miantso dia manindrona ny saiko
Ho avy re ny ora hifankahita indray
Tsy hifandao intsony ny zanaka sy ray.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Victor SoloHits : 3778
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 23/09/2018 11:19
