Ry dada malala (Victor Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry ozdwkuij dada malala, ry mnmejogm dada malala
Misento ny foko, misento raha lavitra anao
Ry dada tsy foiko tsy manantsahala
Ny fanantenako, ny hiverenanao.
Maniry mafy ny mbola hihaona
Ny fanantenako, izany dia izany
Tsy maty aho tsy akory fa aza misaona
Fa mbola hihaona indray xmjldcdp andro any.
Ry zaza malala, ry sombin'ny aiko
Ny feonao miantso dia manindrona ny saiko
Ho avy re ny ora hifankahita indray
Tsy hifandao tononkira.serasera.org intsony ny zanaka sy ray.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Victor SoloVisites : 3777
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/09/2018 11:19