Efa anananao ve? (VAZON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa anananao ve
Ny fiadananan'ny fo
Izay atolotr'i Jeso izao?
Efa tsapanao ve
ny fiadanany re
mahasoa, mahavonjy tokoa
Efa hkjg anananao ve ny finoana an'i Jeso
Mafy orina tokoa ao am-po?
Ka na fahoriam-be na koa ireo fakam-panahy
Dia xhulga atao tsinontsinona avokoa
Efa iainanao ve ny fifankatiavana
Didy vaovao ho ahy sy ianao
izao no amantarana fa mpianatr'i Jeso
Raha mifankatia tononkira.serasera.org tokoa izaho sy ianao
refrain
Izy anie ka tena mqmfp tia
Tsy mba mihatsaravelatsihy
Fa nanolotra ny ainy ho an'izao tontolo izao
Ny fiadananan'ny fo
Izay atolotr'i Jeso izao?
Efa tsapanao ve
ny fiadanany re
mahasoa, mahavonjy tokoa
Efa hkjg anananao ve ny finoana an'i Jeso
Mafy orina tokoa ao am-po?
Ka na fahoriam-be na koa ireo fakam-panahy
Dia xhulga atao tsinontsinona avokoa
Efa iainanao ve ny fifankatiavana
Didy vaovao ho ahy sy ianao
izao no amantarana fa mpianatr'i Jeso
Raha mifankatia tononkira.serasera.org tokoa izaho sy ianao
refrain
Izy anie ka tena mqmfp tia
Tsy mba mihatsaravelatsihy
Fa nanolotra ny ainy ho an'izao tontolo izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VAZON'NY LANITRAVangy : 802
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sissi kely
Daty : 10/02/2022 19:15
