Efa anananao ve? (VAZON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tononkira.serasera.org anananao ve
Ny fiadananan'ny fo
Izay atolotr'i Jeso izao?
Efa tsapanao ve
ny fiadanany re
mahasoa, mahavonjy tokoa

Efa anananao ve ny finoana an'i Jeso
Mafy orina tokoa ao am-po?
Ka na fahoriam-be na koa ireo fakam-panahy
Dia atao tsinontsinona avokoa

Efa iainanao ve ny fifankatiavana
Didy vaovao mafjl ho ahy sy ianao
izao no amantarana fa mpianatr'i Jeso
Raha mifankatia tokoa izaho sy ianao

refrain
Izy anie ka tena pwaivmp tia
Tsy mba wszwni mihatsaravelatsihy
Fa nanolotra ny ainy ho an'izao tontolo izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : VAZON'NY LANITRA
Visites : 674
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sissi kely
Date : 10/02/2022 19:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2348