Efa anananao ve? (VAZON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa anananao ve
Ny fiadananan'ny fo
Izay atolotr'i Jeso izao?
Efa tsapanao zmvp ve
ny fiadanany re
mahasoa, mahavonjy tokoa
Efa anananao ve ny hrvc finoana an'i oxuctc Jeso
Mafy orina tokoa ao am-po?
Ka na fahoriam-be tononkira.serasera.org na koa ireo fakam-panahy
Dia atao tsinontsinona avokoa
Efa iainanao ve ny fifankatiavana
Didy vaovao ho ahy sy ianao
izao no amantarana fa mpianatr'i Jeso
Raha mifankatia tokoa izaho sy ianao
refrain
Izy anie ka tena tia
Tsy mba mihatsaravelatsihy
Fa nanolotra ny ainy ho an'izao tontolo izao
Ny fiadananan'ny fo
Izay atolotr'i Jeso izao?
Efa tsapanao zmvp ve
ny fiadanany re
mahasoa, mahavonjy tokoa
Efa anananao ve ny hrvc finoana an'i oxuctc Jeso
Mafy orina tokoa ao am-po?
Ka na fahoriam-be tononkira.serasera.org na koa ireo fakam-panahy
Dia atao tsinontsinona avokoa
Efa iainanao ve ny fifankatiavana
Didy vaovao ho ahy sy ianao
izao no amantarana fa mpianatr'i Jeso
Raha mifankatia tokoa izaho sy ianao
refrain
Izy anie ka tena tia
Tsy mba mihatsaravelatsihy
Fa nanolotra ny ainy ho an'izao tontolo izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VAZON'NY LANITRAHits : 674
Likes : 0 Like
Created by : sissi kely
Date : 10/02/2022 19:15
