Vavaka (Vazomiray Ambatomanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra ô, misaotra anao 'zahay
Fa notantaninao ny fiainanay
Ka velon'aina soamantsara izahay
Eto an-tanindrazanay
Dia i Gasikara.(Solo)
Andriamanitra ô, misaotra anao 'zahay
Fa notantaninao ny fiainanay
Ka velon'aina soamantsara izahay
Eto an-tanindrazanay
Dia i Gasikara. (Duo 1er et 3ème voix
Refrain: Avelao ny heloka natao, 'zay
vitanay hatram'izao
tononkira.serasera.org Ka hatram'izay
yzhvaj Ampianaro izahay hifankatia
Fa fandalovana ety antany ety
2. Toroy koa mba hitia sy jnqi hiaro tontoloiainana.
'Zay tsapa fa simba noho ireo tsy fisainana,
Ataon'ny olombelona,
Manimba, mamono, fa tsy mamelona.(Duo)
3. Ampianaro koa ireo mpitondranay
Hanao ny marina mandrakizay.
Halala ny rariny hampiarina.
Handroso 'zahay satria ho tafarina.(Duo)
Filykely: 30/04/2026
bbxztuqa
Fa notantaninao ny fiainanay
Ka velon'aina soamantsara izahay
Eto an-tanindrazanay
Dia i Gasikara.(Solo)
Andriamanitra ô, misaotra anao 'zahay
Fa notantaninao ny fiainanay
Ka velon'aina soamantsara izahay
Eto an-tanindrazanay
Dia i Gasikara. (Duo 1er et 3ème voix
Refrain: Avelao ny heloka natao, 'zay
vitanay hatram'izao
tononkira.serasera.org Ka hatram'izay
yzhvaj Ampianaro izahay hifankatia
Fa fandalovana ety antany ety
2. Toroy koa mba hitia sy jnqi hiaro tontoloiainana.
'Zay tsapa fa simba noho ireo tsy fisainana,
Ataon'ny olombelona,
Manimba, mamono, fa tsy mamelona.(Duo)
3. Ampianaro koa ireo mpitondranay
Hanao ny marina mandrakizay.
Halala ny rariny hampiarina.
Handroso 'zahay satria ho tafarina.(Duo)
Filykely: 30/04/2026
bbxztuqa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vazomiray AmbatomanjakaVangy : 269
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Filykely
Daty : 29/04/2026 23:04
