Vavaka (Vazomiray Ambatomanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra fyrkeib ô, misaotra anao 'zahay
Fa notantaninao ny fiainanay
Ka velon'aina soamantsara izahay
Eto an-tanindrazanay
Dia i Gasikara.(Solo)

Andriamanitra ô, misaotra anao 'zahay
Fa notantaninao ny fiainanay
Ka velon'aina soamantsara izahay
Eto an-tanindrazanay
Dia i Gasikara. (Duo 1er et 3ème voix

Refrain:      Avelao ny heloka natao, 'zay          
                      vitanay hatram'izao
            phkwl           Ka hatram'izay
                      Ampianaro izahay hifankatia
    tononkira.serasera.org                   Fa fandalovana ety antany ety

2.  Toroy koa mba qibj hitia sy hiaro tontoloiainana.
'Zay tsapa fa simba noho ireo tsy fisainana,
Ataon'ny olombelona,
Manimba, mamono, fa tsy mamelona.(Duo)

3.  Ampianaro koa ireo mpitondranay
Hanao ny marina mandrakizay.
Halala ny rariny hampiarina.
Handroso 'zahay satria ho tafarina.(Duo)

                                   Filykely: 30/04/2026

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vazomiray Ambatomanjaka
Visites : 268
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Filykely
Date : 29/04/2026 23:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03