Retsiana (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Retsiana o, Retsiana o
Lavitry ny afoincyy akany noho
Ny kely ananako aho no ahiratro
Mihevin-dava, lasan’embona e
Arahin-tsento ka mivetso, manina mangina o

Ry lahy o, reroy o
Tsy manadino fa
Mahatsiaro ny andro niarahana o
Niara-namindro donak’afo
Niara-nizaka ny mavesa-danja tsy hay ahilika o

Lavitra anareo nefa vano saraka ny akany
Mahandrasa tononkira.serasera.org fa mbola hihaona ihany
Fa sanatria tsy hanao fitiavana paraky
Ndeha hanainga rehefa injay mila tsy szyxznd ho tanty

Ry folak’andry niankinana o
Tsy hitsipa doha laka nitana anie aho, fa mbola hody
Avezivezin-dravin'ahitra
Mandranto mamy sy tantely
Ho soa mba ho anareo

Ry nitehirizako ny bitsiko o
Tsy hitady akanga tsara soratra aho
Fa mbola ho  avy
Lavitra anao k' injay miritsoka e
Ny nttqpj feom-baliha manako ao am-poko
Efa ditsoka o

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 1702
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nandriamandia
Daty : 01/04/2018 08:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2126