ZANAKA MPANDOVA (Tsantam-pamonjena Ambavahaditokana Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh oh ry zanaka cbawh mpandova, aza variana loatra ianao
Fa miandry anao mba hiova ny Rainao
Oh tononkira.serasera.org oh ry zanaka mpania aza sondriana loatra ety
Fa miandry qbjp anao Ilay Tompo tia modia izao
Tsy ho azo mora anie ny
Paradisa, paradisa
Toerana voataokana sy voaisa
Mbola ao ny toeranao
Fa miozongozona izy ao
lphlp Amafiso f'efa anjaranao
Oh oh ry zanaka mpandova, aza variana loatra ianao
Fa miandry anao mba hiova ny Rainao
Fa miandry anao mba hiova ny Rainao
Oh tononkira.serasera.org oh ry zanaka mpania aza sondriana loatra ety
Fa miandry qbjp anao Ilay Tompo tia modia izao
Tsy ho azo mora anie ny
Paradisa, paradisa
Toerana voataokana sy voaisa
Mbola ao ny toeranao
Fa miozongozona izy ao
lphlp Amafiso f'efa anjaranao
Oh oh ry zanaka mpandova, aza variana loatra ianao
Fa miandry anao mba hiova ny Rainao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tsantam-pamonjena Ambavahaditokana ItaosyVangy : 1693
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tanteliniaina1
Daty : 09/03/2016 14:11
