ZANAKA MPANDOVA (Tsantam-pamonjena Ambavahaditokana Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh oh ry zanaka mpandova, aza variana loatra ianao
Fa miandry anao mba hiova knmmxsaq ny Rainao
Oh oh ry zanaka mpania aza sondriana loatra ety
Fa miandry tononkira.serasera.org anao Ilay Tompo tia modia izao
Tsy ho azo mora anie ny
Paradisa, paradisa
Toerana voataokana sy voaisa
Mbola ao ny toeranao
Fa miozongozona izy ao
Amafiso qwmbowx f'efa anjaranao
Oh oh ry zanaka mpandova, aza variana loatra ianao
Fa miandry ctlauqu anao mba hiova ny Rainao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tsantam-pamonjena Ambavahaditokana ItaosyHits : 1638
Likes : 0 Like
Created by : tanteliniaina1
Date : 09/03/2016 14:11