Toroy lalana (Tsantam-pamonjena Ambavahaditokana Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raiko o, ambarako Aminao
    Fa tsy mahafehy tena re 'ty zanakao
    Fa tena tononkira.serasera.org mbola matin-drendrarendra
    Matetika fa tsy kisendrasendra
    Solafaka
    Solafaka vao mba miantoraka Aminao
    Tsy afaka fa dia manota lava izao

Fiv: Ka angatahiko mafy Aminao
       Ny lala-maizina re hazavao
   msrrqrhg     Toroy amin'ny lalana sitrakao
   czyjt     Fizay no lalam-baovao

2. Raiko o, tsy miafina Aminao
    Ity fifandrafina mila hankalao
    Na eo anivon'ity firenena
    Na ato an-tranonao mampahonena
    Vonjeo 'zahay
    Vonjeo 'zahay fa miantoraka Aminao
    Tsy afaka fa dia fwodp manota lava izao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsantam-pamonjena Ambavahaditokana Itaosy
Vangy : 2155
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tanteliniaina1
Daty : 09/03/2016 13:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321