Tsara rindra (Tsanga sy Liva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana tsara icpslmkw rindra
No mampiray antsika roa
Niainana ny mamy indrindra
Nitondra mangidy koa
Rivo-mahery
Rano maria
Tsy maintsy andalovana ety
Tsaroanao foana ilay fanekena
Nahatonga fandresena
Fiafiana tsy fisiana
Fifaliana no iafarany
Fanantenana tononkira.serasera.org tsy lany laniana
No mampisava ny aizina tao
Reo manodidina mamely hatrany
tsy vxjwnyzr nahay dztry nanova ny fo
Reo mpanatsatso manjoy aok’izany
Niala maina avokoa
Fiafina tsy fisiana
Fifalina no iafarany
Fanantenana tsy lany laniana
No mampisava ny aizina tao.
No mampiray antsika roa
Niainana ny mamy indrindra
Nitondra mangidy koa
Rivo-mahery
Rano maria
Tsy maintsy andalovana ety
Tsaroanao foana ilay fanekena
Nahatonga fandresena
Fiafiana tsy fisiana
Fifaliana no iafarany
Fanantenana tononkira.serasera.org tsy lany laniana
No mampisava ny aizina tao
Reo manodidina mamely hatrany
tsy vxjwnyzr nahay dztry nanova ny fo
Reo mpanatsatso manjoy aok’izany
Niala maina avokoa
Fiafina tsy fisiana
Fifalina no iafarany
Fanantenana tsy lany laniana
No mampisava ny aizina tao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tsanga sy LivaVangy : 9303
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsito
Daty : 06/10/2004 08:41
