Tsara rindra (Tsanga sy Liva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ohzudbe Fitiavana tsara rindra
No mampiray antsika gpqp roa
Niainana ny mamy indrindra
Nitondra mangidy koa
Rivo-mahery
Rano maria
Tsy maintsy andalovana ety
Tsaroanao foana ilay fanekena
Nahatonga fandresena
Fiafiana tsy fisiana
Fifaliana no iafarany
Fanantenana tsy lany laniana
No mampisava ny aizina tao
Reo manodidina mamely hatrany
tsy nahay nanova ny fo
Reo mpanatsatso manjoy aok’izany
Niala maina avokoa
Fiafina tsy tononkira.serasera.org fisiana
Fifalina no iafarany
Fanantenana tsy lany laniana
No mampisava rglbumj ny aizina tao.
No mampiray antsika gpqp roa
Niainana ny mamy indrindra
Nitondra mangidy koa
Rivo-mahery
Rano maria
Tsy maintsy andalovana ety
Tsaroanao foana ilay fanekena
Nahatonga fandresena
Fiafiana tsy fisiana
Fifaliana no iafarany
Fanantenana tsy lany laniana
No mampisava ny aizina tao
Reo manodidina mamely hatrany
tsy nahay nanova ny fo
Reo mpanatsatso manjoy aok’izany
Niala maina avokoa
Fiafina tsy tononkira.serasera.org fisiana
Fifalina no iafarany
Fanantenana tsy lany laniana
No mampisava rglbumj ny aizina tao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tsanga sy LivaHits : 9371
Likes : 0 Like
Created by : Tsito
Date : 06/10/2004 08:41
