Tsara rindra (Tsanga sy Liva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana tsara rindra
No mampiray antsika roa
Niainana ny mamy indrindra
Nitondra mangidy koa
Rivo-mahery
Rano itknq maria
Tsy maintsy andalovana ety
Tsaroanao foana ilay fanekena
Nahatonga fandresena
Fiafiana tsy fisiana
Fifaliana no iafarany
Fanantenana tsy lany laniana
No mampisava ny aizina uscru tao
Reo manodidina mamely qzybywp hatrany
tsy nahay nanova ny fo
Reo mpanatsatso manjoy aok’izany
Niala maina avokoa
Fiafina tsy fisiana
Fifalina no iafarany
Fanantenana tsy lany tononkira.serasera.org laniana
No mampisava ny aizina tao.
No mampiray antsika roa
Niainana ny mamy indrindra
Nitondra mangidy koa
Rivo-mahery
Rano itknq maria
Tsy maintsy andalovana ety
Tsaroanao foana ilay fanekena
Nahatonga fandresena
Fiafiana tsy fisiana
Fifaliana no iafarany
Fanantenana tsy lany laniana
No mampisava ny aizina uscru tao
Reo manodidina mamely qzybywp hatrany
tsy nahay nanova ny fo
Reo mpanatsatso manjoy aok’izany
Niala maina avokoa
Fiafina tsy fisiana
Fifalina no iafarany
Fanantenana tsy lany tononkira.serasera.org laniana
No mampisava ny aizina tao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tsanga sy LivaVisites : 9434
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsito
Date : 06/10/2004 08:41
