ILAY MOZIKA (Tomi Dadarozy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy tononkira.serasera.org ireo maizin-tsaina
Tsy tia fihavanana, tsy tia miara-dalana
Mbola misy rwtyvlm ireo ratsy saina
Manao tsindry azo lena, nohon’ny fitiavan-tena
Mbola misy ireo lalin-tsaina
Mamitaka ny namana , mamono ireo Havana
Mbola misy ireo tery saina
Tia mizara vatana , maniry an-drampanana
REF :
Soa fa nisy ilay mozika , izay nampiray antsika
Mozika feno fihavanana
Hafa ihany ny milalao mozika, tsy mba misy disadisa
Mozika feno fitiavana
Fa ny anay mpanao mozika
Manaja ny namana, tia fihavanana
Fa ny anay mpankafia mozika
Filaminana no rlqzcj tanjona, ny ady miravona
Fa ny anay tia mozika
Tsy misy mifanavaka , fa vonona miaraka
Fa ny anay ny mozika
Mpitory fitiavana, mizara lgutetd ny namana
http://tononkira.serasera.org/news/tomi-dadarozy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tomi DadarozyVangy : 2726
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raozigasy
Daty : 16/08/2009 17:01