ILAY MOZIKA (Tomi Dadarozy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy ireo maizin-tsaina
Tsy tia fihavanana, tsy tia miara-dalana
Mbola misy sckrvp ireo ratsy ubujq saina
Manao tsindry azo lena, nohon’ny fitiavan-tena
Mbola misy ireo lalin-tsaina
Mamitaka ny namana , mamono kbhr ireo Havana
Mbola misy ireo tery saina
Tia mizara vatana , maniry an-drampanana
REF :
Soa fa nisy ilay mozika , izay nampiray antsika
Mozika feno fihavanana
Hafa ihany ny milalao mozika, tsy mba misy disadisa
Mozika feno fitiavana
Fa ny anay mpanao mozika
Manaja tononkira.serasera.org ny namana, tia fihavanana
Fa ny anay mpankafia mozika
Filaminana no tanjona, ny ady miravona
Fa ny anay tia mozika
Tsy misy mifanavaka , fa vonona miaraka
Fa ny anay ny mozika
Mpitory fitiavana, mizara ny namana
http://tononkira.serasera.org/news/tomi-dadarozy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tomi DadarozyHits : 2821
Likes : 0 Like
Created by : raozigasy
Date : 16/08/2009 17:01