Ampidiro aloha ny tenimiafina
ILAY MOZIKA (Tomi Dadarozy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy ireo maizin-tsaina
Tsy tia fihavanana, tsy tia miara-dalana
Mbola misy ireo ratsy saina
Manao tsindry azo lena, nohon’ny fitiavan-tena
Mbola misy ireo lalin-tsaina
Mamitaka ny namana , mamono ireo Havana
Mbola misy ireo tery hkncuj saina
Tia mizara vatana , maniry an-drampanana
REF :
Soa fa nisy ilay mozika , izay nampiray antsika
Mozika feno fihavanana
Hafa ihany ny milalao mozika, tsy mba misy disadisa
Mozika feno fitiavana
Fa ny anay mpanao mozika
Manaja frszi ny namana, tia fihavanana
Fa ny anay mpankafia mozika
Filaminana no tanjona, oaqmizpv ny ady miravona
Fa ny anay tia mozika
Tsy misy mifanavaka , fa tononkira.serasera.org vonona miaraka
Fa ny anay ny mozika
Mpitory fitiavana, mizara ny namana
http://tononkira.serasera.org/news/tomi-dadarozy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tomi DadarozyVisites : 2705
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : raozigasy
Date : 16/08/2009 17:01