Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lay feonao (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reko fa mibitsika ao anatiko
Mitalaho mitoreo ny feonao (Jesoa)
Feo miantso mamerovero fatratra
Manambara ilay fitiavana (x2)
Tao zruqa anatin'ny adin-tsaina lalina
No xyebo injao henoko ny antsoantsonao
Tompo o! Vonona aho anao ny sitrakao
Anio rcyc ary ho mandrakizay
Efa tonga nihetritena Ianao
Mampiseho fa izao tontolo izao (Jesoa)
Rakotr'aizin'ny ota feno sento
mila vonjy handre ny feonao
Tao anatin'ny adin-tsaina lalina
No injao henoko tononkira.serasera.org ny antsoantsonao
Tompo o! Vonona aho anao ny sitrakao
Anio ary ho mandrakizay
A/C Livasoa RANDRIANARIMANANA
Mitalaho mitoreo ny feonao (Jesoa)
Feo miantso mamerovero fatratra
Manambara ilay fitiavana (x2)
Tao zruqa anatin'ny adin-tsaina lalina
No xyebo injao henoko ny antsoantsonao
Tompo o! Vonona aho anao ny sitrakao
Anio rcyc ary ho mandrakizay
Efa tonga nihetritena Ianao
Mampiseho fa izao tontolo izao (Jesoa)
Rakotr'aizin'ny ota feno sento
mila vonjy handre ny feonao
Tao anatin'ny adin-tsaina lalina
No injao henoko tononkira.serasera.org ny antsoantsonao
Tompo o! Vonona aho anao ny sitrakao
Anio ary ho mandrakizay
A/C Livasoa RANDRIANARIMANANA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Vangy : 480
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ymtia
Daty : 07/05/2024 09:38
