Tsy ranomaso no hanafaka (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ranomaso no hanafaka
Ity endrikao svfttgw malahelo
Na hamoizana izao tontolo izao
Noho ilay olona nandao
Marina fa nitia ianao
Nandao ireo hava-tiana
Fantatro fa tsy kilalao
Ireo voady izay nekena fahiny
Nahoana iach raha tsiky no andravaka
Ity endrikao malahelo
Hirahira sy kalo ...
Ireo fahasambarana taloha
Na izy aza minia manadino
Tsy mahatsiaro vfiml ity akany
Toy ny tononkira.serasera.org tsipolitra manara-damba
Miantsampy amin’olo-mandalo
Ity endrikao svfttgw malahelo
Na hamoizana izao tontolo izao
Noho ilay olona nandao
Marina fa nitia ianao
Nandao ireo hava-tiana
Fantatro fa tsy kilalao
Ireo voady izay nekena fahiny
Nahoana iach raha tsiky no andravaka
Ity endrikao malahelo
Hirahira sy kalo ...
Ireo fahasambarana taloha
Na izy aza minia manadino
Tsy mahatsiaro vfiml ity akany
Toy ny tononkira.serasera.org tsipolitra manara-damba
Miantsampy amin’olo-mandalo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 5491
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/03/2003 19:22
