Tsara Ianao (The Singers of Jesus)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga eto aho mba hilaza fa tsaraNy midera Anao, fa mendrika Ianao
Mamiko sady toa matamàna
Ny mikorana, mihira ho Anao
Tsy ho ampy ireo teninay hanambara
Ilay hankantonao, fahalebiazanao.
Indreto izahay tianao Ray Malala ô
Manandra-peo
Raiso Tompo ô izany fideranay.
Midera Anao, mihoby Anao eto aho
Handihy ho Anao, hihika sy hiantso aho
Hifaly Aminao amin'ny foko rehetra,
Amin'ny saiko rehetra,
Amin'ny fiainako rehetra.
Ho Anao, ho Anao
Anio mandrakizay ...
Tonga eto aho mba hilaza fa tsara
Ny midera Anao, fa mendrika Ianao
Mamiko sady toa mahatamàna
Ny mikorana, mihira ho Anao
Tsy ho ampy ireo teninay hanambara
Ilay hankantonao, fahalebiazanao.
Indreto izahay tianao Ray Malala ô
Manandra-peo
Raiso Tompo ô izany fideranay.
Midera Anao, mihoby Anao eto aho
Handihy ho Anao, hihika sy hiantso aho
Hifaly Aminao amin'ny foko rehetra,
Amin'ny saiko rehetra,
Amin'ny fiainako rehetra.
Ho Anao, ho Anao
Anio mandrakizay ...
Sambatra aho noho ny amin'ny famindram-ponao
Sambatra aho noho ny amin'ny famonjenao
Sambatra aho noho ny amin'ny fitahianao
Sambatra aho noho ny amin'ny fahasovana
Sambatra aho noho ny amin'ny famindram-ponao
Sambatra aho noho ny amin'ny famonjenao
Sambatra aho noho ny amin'ny fitahianao
Midera Anao, mihoby Anao eto aho
Handihy ho Anao, hihika sy hiantso aho
Hifaly Aminao amin'ny foko rehetra,
Amin'ny saiko rehetra,
Amin'ny fiainako rehetra.
Ho Anao, ho Anao, ho Anao..
Midera Anao, mihoby Anao eto aho
Handihy ho Anao, hihika sy hiantso aho
Hifaly Aminao amin'ny foko rehetra,
Amin'ny saiko rehetra,
Amin'ny fiainako rehetra.
[x3] Ho Anao, ho Anao
Anio mandrakizay ...
Ho Anao, ho Anao,
Tsara Ianao, tsara Ianao, tsara Ianao
Ye-i-e-i-eh!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : The Singers of JesusVangy : 6264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RRkt
Daty : 09/02/2016 19:18