Ny Havan-tiana (Telofangady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny havan-tiana o tsy hiraisa-monina
Tandremo wxew fa raha sendra ny havana manana ianao dia ho sahirana
Tsy hahita mangirana, na dia manana ny marina
Na ho ela na ho haingana dia ho tonga ny olana
Fisaham-bazana
Ny havan-tiana o tsy hiraisa-monina
Tandremo fa raha sendra ny havana manana ianao dia ho sahirana pdlfp

Na ho ela na ho haingana dia ho tonga ny olana fisaham-bazana
Ny havan-tiana o tsy hiraisa-monina
Tandremo fa ny fihavanana anie ka sarotra hatohy
Raha sendra ka tapaka kandrao hanenenana
Sarotra hatohy raha sendra ka tapaka
Kandrao hanenenana

(e ry aiko)
Raha sendra ka tapaka o o
Kandrao hanenenana
(ndao e ry aiko mba tononkira.serasera.org tsory amiko anie sdpurccv zay tena diso)
Izany ary no izy ry hava-malala tafitako ny hafatra
Koa anao no mandinika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TelofangadyVangy : 5063
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 06/08/2008 15:32