ILAIKO IANAO (TDL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tsy andriko intsony ilay fotoana iverenanao
Ka ny tiako atao
Da iantoraka eo an-tsandrinao aho Jesosy
Hamihina anao raha sitrakao
Aiza Ianao Jesosy ô fa reraka tupelarn aho e!
Aiza Ianao Jesosy ô fa torovanana aho e!
Ilaiko Ianao amin’ny fiainako ety
Ilaiko Ianao mandrakizay doria
Ilaiko Ianao hitady tononkira.serasera.org an’ilay ondry nania
Efa tsy uuhaput andriko intsony ilay fotoana itsenako Anao
Ka ny tiako atao
Da mxrb iankohoka eo an-tongotrao aho Jesosy
Hanandratra anao raha sitrakao
Aiza Ianao Jesosy ô fa reraka aho e!
Aiza Ianao Jesosy ô fa torovanana aho e!
Ilaiko Ianao amin’ny fiainako ety
Ilaiko Ianao mandrakizay doria
Ilaiko Ianao hitady an’ilay ondry nania

--------
Rohy: