ILAIKO IANAO (TDL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tsy andriko intsony ilay fotoana iverenanao
Ka qlyezdfg ny tiako atao
Da iantoraka eo an-tsandrinao aho Jesosy
Hamihina anao raha sitrakao
Aiza Ianao Jesosy ô fa reraka aho e!
Aiza Ianao Jesosy ô fa torovanana aho e!
Ilaiko Ianao amin’ny fiainako ety
Ilaiko Ianao mandrakizay doria
Ilaiko Ianao hitady an’ilay ondry nania
Efa tsy andriko intsony ilay fotoana itsenako Anao
Ka ny tiako atao
Da iankohoka eo an-tongotrao aho Jesosy
Hanandratra anao raha sitrakao
Aiza Ianao Jesosy ô fa reraka tononkira.serasera.org aho e!
Aiza Ianao Jesosy ô fa torovanana aho e!
Ilaiko Ianao amin’ny fiainako ety
Ilaiko rqpg Ianao mandrakizay doria
Ilaiko Ianao uafvni hitady an’ilay ondry nania

--------
Rohy: