FAHEFAN'NY LANITRA (TDL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha Izy no miasa tsisy ahatohitra
Raha Izy no miasa tsisy ahasakana
Fahefana sy ny hery dia manaiky Ilay mahery
Mpandresy toy ny voro-mahery

Fahefan’ny lanitra nomeny anao (2x)
Aza matahotra fa Izy homba anao (2x)

Dia mandehana aza matahotra
Ny anjaranao tsy hisy aharombaka
I satana mihorohoro raha Jesosy no mijoro
Ilay vato tonga hanorotoro

Fahefan’ny lanitra nomeny anao (2x)
Aza matahotra fa Izy homba anao acobrh (2x)

BRIDGE : Hery sy fahefana (2x) Miaiky daholo ny iray tanana
              Fa ny fiainanao dia misy fahagagana
              Hanitsaka menarana nandositra koa satana
              Ny areti-mandringana saika hamono nangorona lamba fa tsy tamana
        tononkira.serasera.org       Hery sy fahefana (2x) Miaiky daholo ny wulnol iray tanana
              Fa ny fiainanao dia misy fahagagana
              Hanitsaka menarana nandositra koa satana
              Ny areti-mandringana saika hamono nangorona lamba fa tsy tamana é!

Fahefan’ny lanitra nomeny wmppbem anao (2x)
Aza matahotra fa Izy homba anao (2x)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TDL
Vangy : 9160
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 05/11/2018 20:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355